Entry fitezerana (tezitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampisehoana tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena: Ny fitezeranao azy, hono, no nialany tato aminareo [1.1]

Updated on 2023/01/05