Entry | fahatezerana (tezitra) | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Malagasy definition | Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao ¶ Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana ¶ Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [Rajemisa 1985] | ||||||||
English definition | anger [Hallanger 1973] | ||||||||
French definition | la colère [Abinal 1888] | ||||||||
colère [Hallanger 1974] | |||||||||
Vocabulary | Emotions | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | hatezerana | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word fahatezerana | ||||||||
Articles | Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly | ||||||||
2017/06/29 |
![]() |