Entry mivandravandra (vandravandra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy
Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao [1.1]
Explanations in English To be glassy-eyed; to glare, to look fierce [1.7]
Explanations in French Avoir le regard menaçant [1.8]
Examples 
1Nivandravandra ahy izy mianaka. [2.471]
2Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy. [2.472]
Morphology 
Present : mivandravandra
Past : nivandravandra
Future : hivandravandra
Imperative : mivandravandrà

Entry mivandravandrà (vandravandra)
Part of speech imperative of active verb mivandravandra [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20