Entry montotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mandondona, avo kely noho ny manodidina
Miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany
Manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy
Mitovy hevitra: mandomba ~ mandondona ~ mandroso [1.1]
Explanations in French Saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation
Fâché, gonflé de colère [1.3]
Examples 
1Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo [2.69]
2Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857]
3Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285]
Morphology 
Simple : montotra
Imperative : montora
Derivatives 
 
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2023/08/11