Entry | maimbo ra | |
Elementary words | maimbo ; ra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] | |
Anagrams | maimbo ra, mamboria, maraomby |
Updated on 2023/01/01 |