|
|
|
|

Entry (1/2)1  orna
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3 an organ. see sarinety. [1.2]
Explanations in French  4 orgue [1.3]
Vocabulary  5  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)128  orna
Part of speech  129  noun
Explanations in Malagasy  130 Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1]
Examples  131  Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny. [1.381#]
Vocabulary  132  Biology
Other spellings  133 organina

Anagrams  134 angaro, 135 argôna, 136 aronga, 137 gorana, orgàna, 138 rangao, 139 roanga

Updated on 2026/01/14