Entry manandria
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31