Entry |
lakolosy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy [1.1]
|
Explanations in English | A bell [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Cloche [1.8]
|
Examples |
1 | Lakolosy no nanamarika ny fanombohana sy firavan' asa.
[2.472]
|
2 | Lakolosy Niato tamin' ny 4 ora sy 15 minitra, tolak' andro, ny fivoriana.
[1.368]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
Origin | French: la cloche.
|
|
Entry |
lakolosy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy [1.1]
|
Vocabulary |
|