|
|
|
|

Entry1  gitara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana
Examples  4  Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra. [2.606#]
Vocabulary  5  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2024/10/30