Entry amponga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana vata miendrika kodiarana misy hoditra voahenjana ny lafiny roa, izay velezina amin' ny hazo kely atao hoe fively, ka mahatonga feo mikarantsana na midobodoboka. [1.1]
Explanations in English A drum [1.2, 1.7]
Explanations in French Tambour [1.8, 1.13]
 Tambour, tam-tam, tous les instruments du genre caisse
Au sens figuré, les choses dont on parle beaucoup, autour desquelles on fait beaucoup de bruit [1.196]
Examples Fa ny taha iriko homenao ahy dia amponga. [2.588]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Proverbs 
Illustrations 

Entry amponga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Bibin-tsaonjo [1.78]
Vocabulary 

Entry amponga
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Plante curieuse avec ses urnes dont le couvercle se ferme pour emprisonner les insectes. Elle a toujours suscité l'étonnement des Malgaches. [1.196]
Scientific name Nepenthes madagascariensis
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2024/03/01