Entry | 1 masomboly |
Elementary words | 2 maso, voly |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Voa na talion-javamaniry fantenana ka tehirizina mba hafafy na hambolena amin'ny fotoam-pambolena manaraka [1.1] 5 voan-javatra natokana ho masomboly [1.13] |
Explanations in English |
6 seed or cuttings or tubers for planting [1.7] |
Explanations in French |
7 graines, tubercules, boutures, etc. à planter, semence [1.8] 8 semence [1.13] 9 Semences réservées pour être semées, tubercules, boutures, etc. préparés pour la plantation, tout ce qui peut reproduire un végétal cultivé [1.196] |
Examples |
10 Ny masomboly no manome tsiry vaovao indray. [2.117#] 11 Ny fanafarana sy fivarotana ovy fanao masomboly, vaovao na nandalo fampangatsiahana, katsaka, varimbazaha, soza fanao masomboly. [1.384#] 12 Azy manokana irery kosa ny fiasana tanimboly, ny fihavana azy volana ira na roa aorian' ny fanitrihana ny masomboly na ny fanatsatohana ny taho-mangahazo. [2.470#] |
Vocabulary |
13 Economy: agriculture |
Synonyms | 14 ambeo, ambeko, ambezo, ambio, ambioka, tabiry |
Analogs | 15 1.1=ambioka |
Updated on 2023/12/16 |