Entry adabo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taifasy, Taimoro, Taisaka] amponga [1.78]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Entry adabo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia) [1.1]
Explanations in English A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp. [1.2]
  [Sakalava] A large tree [1.2]
 A large tree of the fig family (south and west) [1.7]
Explanations in French Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits [1.3]
 Espèce de figuier (sud et ouest) [1.8]
  [Sakalava] Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal. [1.196]
Scientific name Ficus cocculifolia
Examples 
1ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy [2.48]
2Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha. [2.59]
Vocabulary 
Phytonyms 
Hyponyms adabolahy
Toponyms 
Proverbs 

Entry Adabo
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -21.8833333, 46.5
-21.5666667, 46.1333333
-21.3666667, 46.7166667

Anagrams 

Updated on 2023/03/20