| Entry | tezitra | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1] | |||||
| Angry [1.7] | |||||
| Fâché, en colère [1.8] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Updated on 2017/04/15 |
|