|
|
|
|

Entry fahatezerana (tezitra)
Part of speech noun
 Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao
Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
 Anger [1.7]
 La colère [1.3]
 Colère [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472]
2dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48]
Morphology 
Simple : fahatezerana, fahatezerako, fahatezeranao, fahatezerany, fahatezerantsika, fahatezeranay, fahatezeranareo, fahatezeran', fahatezeran-, fahatezeram-, fahatezera-
Prefixed : -pahatezerana, -pahatezerako, -pahatezeranao, -pahatezerany, -pahatezerantsika, -pahatezeranay, -pahatezeranareo, -pahatezeran', -pahatezeran-, -pahatezeram-, -pahatezera-
Synonyms hatezerana
Article 

Updated on 2023/01/20