| Entry |
misamboaravoara
(samboaravoara (samboara))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboaravoara aoka izany ny ranomasina androany Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin' ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin' izy ireo [1.1]
|
| | To be turbulent, to rise in waves [1.7]
|
| | être agité, s'agiter en vagues [1.8]
|
| Examples | tsy misy rivotra mitsoka fa tony dia tony ny habakabaka, nefa ny onja misamboaravoara, ary ny ampitso na afak' ampitso vao tonga ny tafiotra mahery arahin-dranonorana.
[2.471]
|
| Morphology |
| Present : |
misamboaravoara |
| Past : |
nisamboaravoara |
| Future : |
hisamboaravoara |
|
| Synonyms | |
|