|
|
|
|

Entry tera-mena
Part of speech locution
Elementary words teraka, mena
 Mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1]
Examples 
1Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny [2.895]
2ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69]

Updated on 2023/05/13