| Entry |
sendaotra
|
| Part of speech | adjective
|
| Elementary words | sendra,
loatra |
| | Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1]
|
| | Misafoaka, tezitra mafy [1.13]
|
| | Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3]
|
| | Furieux, irrité [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra;
[1.437]
|
| 2 | Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana?
[2.298]
|
| 3 | Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra.
[2.528]
|
|
| Other spellings |
|