|
|
|
|

Entry misarongatra (sarongatra)
Part of speech active verb
 Mitroatra amim-pahatairana: Nisarongatra izy raha vao nahare izany teny fanaratsiana azy izany [1.1]
Morphology 
Present : misarongatra
Past : nisarongatra
Future : hisarongatra
Imperative : misarongata

Updated on 2023/01/20