| Entry |
mitroatra
(troatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana:
Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy Taitra tampoka ka mandrifatra:
Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1]
|
| | To jump about; to be carried away by anger [1.7]
|
| | Sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8]
|
| Examples | Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
mitroatra |
| Past : |
nitroatra |
| Future : |
hitroatra |
| Imperative : |
mitroara |
|
|