| Entry | tohina | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Action de toucher [1.3] | |||||||
| Entry | tohina | ||||||
| Part of speech | participle | ||||||
| Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1] | |||||||
| Touché légèrement Dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Entry | tohina | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13] | |||||||
| Allergie [1.13] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Updated on 2023/03/29 |
|