|
|
|
|

Entry hatezerana (tezitra)
Part of speech noun
 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Vocabulary 
Synonyms fahatezerana

Updated on 2023/01/05