|
|
|
|

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
 Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
 Un coup de pioche donné à la terre [1.3]
Derivatives 

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
 Accusations fausses [1.3]
Derivatives 
Synonyms tombotomboka

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
 Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
 Apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
Derivatives 

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
  [Taisaka] Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [1.1]
Examples Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508]

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
 Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
 Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
 Karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
 Charbon [1.3, 1.13]
 Anthrax, bubon très douloureux [1.3]
 Charbon bactéridien [1.196]
Vocabulary 
Analogs  fanenitra ~ tetanosy

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
  [Bezanozano] Loaka, lavaka [1.78]

Entry tombony > tomboka
Part of speech adjective
  [Bezanozano] Bongo: Trano bongo [1.78]

Entry tombony > tombo
Part of speech noun
  [Taisaka] fahalehibeazana [1.78]
 Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [1.1]
 Vokatra analana ny lany [1.13]
 An increase, a profit, a surplus [1.7]
 Augmentation, croissance; bénéfice; surplus [1.8]
 Avantage, gain
Profit, bénéfice. [Vocabulary: ] [1.13]
Morphology 
Simple : tombo, tomboko, tombonao, tombony, tombontsika, tombonay, tombonareo, tombon', tombon-, tombom-
Derivatives