|
|
|
|

Entry mitomboka (tomboka)
Part of speech active verb
 Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny
Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1]
 Sceller, apposer un cachet [1.8]
Morphology 
Present : mitomboka
Past : nitomboka
Future : hitomboka
Imperative : mitomboha

Entry mitomboka (tomboka)
Part of speech active verb
 Mamaky bainga amin' ny angady [1.1]
 To stab; to pierce [1.7]
 Donner un coup de bêche ou de lance [1.8]
Morphology 
Present : mitomboka
Past : nitomboka
Future : hitomboka
Imperative : mitomboha

Entry mitomboka (tomboka)
Part of speech active verb
 Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1]
Morphology 
Present : mitomboka
Past : nitomboka
Future : hitomboka

Updated on 2010/05/14