|
|
|
|

Entry tombotomboka (tomboka)
Part of speech noun
  [Sihanaka] Endrikendrika [1.78]
 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Derivatives 
Synonyms tomboka

Updated on 2023/01/20