| Entry |
mampitombo
(tombo)
|
| Part of speech | active verb
|
| |
[1.1]
|
| | Ny mampitombo : multiplication [1.7]
|
| | Ny mampitombo: la multiplication [1.8]
|
| | Manitatra [1.13]
|
| | Multiplier, augmenter [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana.
[2.508]
|
| 2 | Mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo.
[2.117]
|
| 3 | Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida;
[1.357]
|
| 4 | Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay.
[1.369]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mampitombo |
| Past : |
nampitombo |
| Future : |
hampitombo |
|
|