| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
|
| | Un coup de pioche donné à la terre [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
|
| | Accusations fausses [1.3]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
|
| | Apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [1.1]
|
| Examples | Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina.
[2.508]
|
|
| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]
|
|
| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | noun
|
| | Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
|
| | Karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
|
| | Charbon [1.3, 1.13]
|
| | Anthrax, bubon très douloureux [1.3]
|
| | Charbon bactéridien [1.196]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
fanenitra ~
tetanosy |
|
| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bezanozano]
Loaka, lavaka [1.78]
|
|
| Entry |
tomboka
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Bezanozano]
Bongo: Trano bongo [1.78]
|
|