|
|
|
|

Entry fanenitra
Part of speech noun
 Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
 Tétanos [1.13]
Vocabulary 
Analogs  tetanosy ~ tomboka

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
 A species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka [1.2]
 A wasp [1.7]
 Guêpe [1.3, 1.8, 1.13]
Vocabulary 
Examples nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo [2.895]
Synonyms takolapanenitra ~ fangaraka
Analogs  kitoka
Article 

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
 Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1]

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
 Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1]
 Critique [1.3]

Updated on 2023/01/20