|
|
|
|

Entry fitomboka (tomboka)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka [1.1]

Entry fitomboka (tomboka)
Part of speech noun
 Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy) [1.1]
 Cachet [1.13]

Updated on 2009/10/28