| Entry | tetanosy | |
| Part of speech | noun | |
| Aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13] | ||
| Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] | ||
| Tétanos [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy.
[2.424] | |
| Analogs | fanenitra ~ tomboka | |
| Illustrations |
| |
| Updated on 2023/08/11 |
|