| Entry | tombo | ||
| Part of speech | noun | ||
| [Taisaka] fahalehibeazana [1.78] | |||
| Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [1.1] | |||
| Vokatra analana ny lany [1.13] | |||
| An increase, a profit, a surplus [1.7] | |||
| Augmentation, croissance; bénéfice; surplus [1.8] | |||
| Avantage, gain Profit, bénéfice. [1.13] | |||
| Morphology |
| ||
| Derivatives |
| ||
| Updated on 2023/06/20 |
|