| Entry | loha | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay [1.1] | |||||
| The head; the front part [1.7] | |||||
| La tête; la partie avant [1.8] | |||||
| Vocabulary | ~ | ||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Article | Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly | ||||
| Updated on 2024/10/30 |
|