|
|
|
|

Entry mpanapaka (tapaka)
Part of speech noun
 A governor, a ruler [1.7]
 Gouverneur [1.8]
Examples 
1Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony; [2.59]
2taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio; [2.69]
3Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy! [1.237]
4tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra. [2.285]

Entry mpanapaka (tapaka)
Part of speech noun
 Interrupteur [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/20