Entry mpanjono (jono)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Olona manao ho antom-pivelomana ny fakana hazandrano [Rajemisa 1985]
English definition   a fisherman (with hook and line) [Hallanger 1973]
French definition   pêcheurà la ligne [Hallanger 1974]
Examples  
1Mpanjono sy mpihaza trozona ny ankamaroan' ny lehilahy fa ny zaza amim-behivavy ihany no matetika miantoka ny fambolena. [Randriamamonjy: Tantara, page 272]
2Mitondra mpanjono ve izy ireny? [FOFAFIPE: Tongavola, page 95]
3Aleoko ihany lahy mpanjono mitoetra lalandava eo akaikiko, hoy Ikemba, sady nidongy kely izy. [Rajaonarivelo: Bina, page 15]
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry Mpanjono
Part of speech   name (poem title)
Malagasy definition   jereo Rajaobelison: Mpanjono
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/20