| Entry |
ray aman-dreny
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | ray,
amana,
reny |
| | Ny ray sy ny reny niteraka [1.1]
|
| | [ raiamandreny ] Lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62]
|
| | A benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2]
|
| | Père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état Terme honorifique donné au peuple [1.3]
|
| | Un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415]
|
| Examples |
| 1 | Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja
[2.470]
|
| 2 | Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha?
[2.131]
|
|
| Other spellings |
| Analogs |
zokiolona |
|