|
|
|
|

Entry vovonana iadian' ny lohany
Part of speech locution
Elementary words vovonana, iadiana, loha
 Ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1]

Updated on 2023/07/30