|
|
|
|

Entry mpitondra (tondra)
Part of speech noun
 mpitondra fiasana: forongo mananty sy manery ny fiasana amin'ny milina famoasana [1.13]
 Porteur [1.13]
Examples 
1Manana fahefana ny mpitondra; [2.445]
2Ny vadintany no mpitondra azy. [1.437]
3lalahy no mila azy, satria mpitondra olona. [2.643]

Updated on 2023/06/11