|
|
|
|

Entry filoha (loha)
Part of speech noun
 Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1]
 The head, the director [1.7]
 Chef, directeur [1.8]
Examples 
1Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha. [2.445]
2Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508]
3Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320]
Morphology 
Simple : filoha, filohako, filohanao, filohany, filohantsika, filohanay, filohanareo, filohan', filohan-, filoham-
Prefixed : -piloha, -pilohako, -pilohanao, -pilohany, -pilohantsika, -pilohanay, -pilohanareo, -pilohan', -pilohan-, -piloham-

Updated on 2023/10/25