| Entry |
an-driana
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | any,
riana |
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|
| Entry |
andriana
(andry)
|
| Part of speech | relative verb
|
| | Ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
|
| | Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
andriana,
andriako,
andrianao,
andriany,
andriantsika,
andrianay,
andrianareo,
andrian',
andrian-,
andriam-,
andria- |
| Past : |
nandriana,
nandriako,
nandrianao,
nandriany,
nandriantsika,
nandrianay,
nandrianareo,
nandrian',
nandrian-,
nandriam-,
nandria- |
| Future : |
handriana,
handriako,
handrianao,
handriany,
handriantsika,
handrianay,
handrianareo,
handrian',
handrian-,
handriam-,
handria- |
| Imperative : |
andrio |
|
|
| Entry |
andriana
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
|
| | Saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy
fihariana [1.13]
|
| | The Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
|
| | A king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
|
| | Noble [1.3, 1.8, 1.13]
|
| | Seigneur [1.3, 1.13]
|
| | Souverain [1.3]
|
| | Roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
| Article |
|