| Entry |
loholona
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | loha,
olona |
| | (tokony ho loh' olona no fanoratana azy nefa efa raikitra mihitsy ny manambatra azy ho teny iray)
olona lehibe efa mato-tsaina, tsara toetra eo amin' ny tany ama-monina, mahatoky ary hendry
amin' ny fanaovan-draharaha sy amin' ny fitondrana olona, ka to teny sy hajaina eo amin' ny tanàna
sy ny fokonolona. Ny tena anjara toerany dia ny mitarika ny fivoriana fiaraha-mihevitra ny
raharaham-panjakana sy ny raharaham-pokonolona, ny mandrindra sy mandamina y fifanolanana eo amin' ny
fianakaviana na ny mpiray fileovana, ny mitarika ny adidy amana asa fanasoavam-bahoaka, na ny momba
ny vola izany na ny asa-tena atao... [1.10]
|
| | Fitambaran' ireo lehibe mpikarakara (izay atao koa hoe Ray aman-dreny) ao amin' ny fokonolona na fiangonana [1.1]
|
| | Fitambaran'ireo zokiolona to teny eo amin'ny fokonolona [1.13]
|
| | Patriarche, sages du village, notables Sénateur [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny ray aman-dreny sy ny loholona no tompon'adidy amin'ny.
[2.588]
|
| 2 | Isam-bohitra koa anefa dia nisy vadintany sy loholona nitondra ny Fokonolona.
[2.113]
|
| 3 | Izahay ihany, hoy ilay letrezana izay fantany tsara fa an'ny loholona tao an tanàna.
[2.895]
|
|
| Article |
|