| Entry | fanorona (sorona) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra [1.1] | |||||||
| The name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona. [1.2] | |||||||
| Malagasy chess [1.7] | |||||||
| Jeu d'échecs malagasy [1.8] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Analogs | afa-bela ~ afoina ~ andimy ~ antsivy ~ diam-panorona ~ diso paika ~ diso paika ka matim-bela ~ famoinana ~ fikizoana ~ foibe ~ foibeny ~ foina ~ forin-daka ~ halany ~ homam-bela ~ lahim-bela ~ laka ~ lakakely ~ lakamanga ~ lehifohy ~ lehilava ~ mamoina ~ matim-bela ~ mikaleva ~ mikizo ~ paika ~ pai-panorona ~ poka akalana ~ riadriatra ~ seranana ~ seranina ~ sora-panorona ~ telo noho dimy ~ toko falana ~ vato ~ vela ~ very paika ~ very petsika | ||||||
| Entry | Fanorona | ||||||
| Part of speech | name (book title) | ||||||
| Subtitle | the National Game of Madagascar. | ||||||
| Author | Chauvicourt J.& S. | ||||||
| Publishings | 1984. 44 pages. (translated in English by Leonard Fox). History and rules of the fascinating / International Fanorona Association. 278-A Meeting St, Charleston, SC 29401. Malagasy board game.. | ||||||
| Tables and plates | All the titles | ||||||
| Updated on 2023/08/12 |
|