|
|
|
|

Entry foibe
Part of speech noun
Elementary words foitra, be
 Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona
Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba [1.1]
 Headquarters; a hub [1.7]
 Quartier général, centre; moyeu [1.8]

Updated on 2023/06/18