|
|
|
|

Entry lehilava
Part of speech noun
Elementary words lehy, lava
 Fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [1.10]
 Manière de jouer au fanorona [1.3]
Vocabulary 
Antonyms 

Entry Lehilava
Part of speech name (toponym) [Full list]
Elementary words lehy
Vocabulary 
Examples Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo Lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na Lehilava, zato iray. [2.588]

Updated on 2023/06/04