| Entry |
sorona
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona [1.1]
|
| | A blood sacrifice [1.7]
|
| | Sacrifice par immolation [1.8]
|
| Morphology |
| Simple : |
sorona,
soroko,
soronao,
sorony,
sorontsika,
soronay,
soronareo,
soron',
soron-,
sorom-,
soro- |
| Prefixed : |
-tsorona,
-tsoroko,
-tsoronao,
-tsorony,
-tsorontsika,
-tsoronay,
-tsoronareo,
-tsoron',
-tsoron-,
-tsorom-,
-tsoro- |
|
| Derivatives |
| Article |
|
| Entry |
sorona
|
| Part of speech | noun
|
| | Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana [1.1]
|
| | Action d'attiser, d'alimenter le feu [1.3, 1.196]
|
| | Action d'activer la circulation [1.196]
|
| Morphology |
| Simple : |
sorona,
soroko,
soronao,
sorony,
sorontsika,
soronay,
soronareo,
soron',
soron-,
sorom-,
soro- |
| Prefixed : |
-tsorona,
-tsoroko,
-tsoronao,
-tsorony,
-tsorontsika,
-tsoronay,
-tsoronareo,
-tsoron',
-tsoron-,
-tsorom-,
-tsoro- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
sorona
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany [1.1]
|
| | Discrétion, réserve [1.3]
|
| Morphology |
| Simple : |
sorona,
soroko,
soronao,
sorony,
sorontsika,
soronay,
soronareo,
soron',
soron-,
sorom-,
soro- |
| Prefixed : |
-tsorona,
-tsoroko,
-tsoronao,
-tsorony,
-tsorontsika,
-tsoronay,
-tsoronareo,
-tsoron',
-tsoron-,
-tsorom-,
-tsoro- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
soroña
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Sihanaka]
Variana [1.78]
|
|