| Entry | paika | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Feo re avy amin' ny zavatra mifandona. Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io Tefy (vato): Vato tsara paika Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1] | |||||||
| A stroke, a blow [1.7] | |||||||
| Coup, choc, cliquetis des armes Réprimande Un coup au jeu du fanorona. [1.3] | |||||||
| Coup [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Synonyms | paipaika | ||||||
| Entry | paika | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Fomba ampiasaina [1.13] | |||||||
| Procédé; mesure [1.13] | |||||||
| Entry | paika | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| [Sihanaka] Maina (taona) [1.78] | |||||||
| Updated on 2023/06/17 |
|