|
|
|
|

Entry vela
Part of speech noun
 Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [1.1]
Derivatives 

Entry vela
Part of speech noun
 Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [1.1]

Entry vela
Part of speech noun
 Sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13]
 Déchet, résidu [1.13]
Analogs  faika

Updated on 2023/06/17