|
|
|
|

Entry diam-panorona
Part of speech locution
Elementary words dia, fanorona
 Sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1]
 [ fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [1.2]
Vocabulary 
Examples 
1ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. [1.381]
2Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245]

Updated on 2023/01/01