|
|
|
|

Entry telo noho dimy
Part of speech locution
Elementary words telo, noho, dimy
 Teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [1.1]
 Terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/12