| Entry | vato | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany | |||||||
| Vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [1.13] | |||||||
| A stone, a rock. [1.7] | |||||||
| A vote. [1.7] | |||||||
| Pierre [1.8, 1.13] | |||||||
| Roche, caillou [1.13] | |||||||
| Gravelle [1.3] | |||||||
| Calcul. [1.54] | |||||||
| Calcul rénal [1.13] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Article | Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Updated on 2025/10/09 |
|