Entry |
tadio
(tady)
|
Part of speech | imperative of passive verb tadina
|
|
Entry |
tadio
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan' io zazalahy io [1.1]
|
Explanations in English | A whirlwind. It is generally supposed to consist of the spirits of the dead. [1.2]
|
| A whirlwind [1.7]
|
Explanations in French | Tourbillon de vent [1.8]
|
Examples | Somary tsy an-kavoana loatra ho halam-baratra sy tadio, ary tsy iva loatra koa, halan' ny tondra-drano.
[2.470]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs |
|