Entry radraty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Rivotra mafy avy any avaratra, mifanohitra amin' ny fandohotse avy any atsimo [1.1]
Vocabulary 
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Anagrams 

Updated on 2023/03/19